|
|
|
|

Teny iditra 1  efatra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  26 Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  27 four [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  28 quatre [1.3, 1.8]
Isam-pirenena  29 4
30 IV [3.1]
Ohatra  31  Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470#6]
32  Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
33  Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38#376]
Voambolana  34  Matematika: rafitrisa
Fikambanana  35  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 34 misy ny teny hoe efatra
Ohabolana  36  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  37  Ny isa
38  Fifanampiana
39  Fampitomboana
Lahatsoratra  40 Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  41 afetra, efatra, 42 Efrata, 43 fatrea

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21