| Teny iditra | 1 efonefona |
| Fototeny | 2 efona |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony
12 Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement
[1.3#120] 14 [Tankarana] orgueil [1.19] |
| Voambolana | 15 Ontam-po |
| Tovy hevitra | 16 efona |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|