|
|
|
|

Teny iditra 1  elanelanina
Fototeny  2 elanelana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misy...eny anelanelany: Elanelanin' ny paiso ny pibasy any amin' ny tanim-boankazonay
9 Akana mpanelanelana, mpitsara: Noelanelanin-dRakoto ny adin-dRavao sy Ramavo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be divided or spaced out by something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on divise ou espace en intercalant [1.8]

Fivaditsoratra  12 anelanelany, elanelanina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19