Teny iditra | 1 elanelana |
Fototeny | 2 elana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Sampanteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
8 Ny afovoany: Ny fanondroadala dia eo anelanelan' ny fanondro sy ny monarapoana 9 Ny tsy itoviana: Ny elanelan' ny 9 sy ny 4 dia 5 10 Halaviran-toerana mampisaraka zavatra na tanàna anankiroa Be elanelana loatra ireto andry ireto: Ohatrinona ny elanelan' Antananarivo sy Ambohimanga? 11 Ny eo afovoan' ny roa tonta ka tsy momba ny atsy na iroa: Aoka fa ianao no ho elanelan' ny adinay [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
12 the time or place between; a go-between [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 intervalle de temps ou d'espace [1.8] |
Ohatra |
14 Ny lalambe no elanelana ny tsena sy Ambohitsorohitra. [2.48] 15 Nahoana moa raha izaho no atao elanelana mampiray anareo? [2.499] 16 Tsy ampy halainao indroa alina intsony izany elanelana izany. [2.643] |
Haiendriteny |
|
Tovy hevitra | 18 elakelaka |
Mpanahaka | 19 elanelana, alanalana, ebanebana, evanevana, tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa, aloalo, tamotamo elanelan-tsoratra |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 26 Ohabolana misy io teny elanelana io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/15 |