| Teny iditra | 1 elezina |
| Fototeny | 2 ely |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Ahahaka, aparitaka amin' ny toerana manodidina: Elezin' ny rivotra ny vovoka
9 Aparitaka, atao manerana ny toerana iray: Elezo amin' itỳ tsihy itỳ ny vary [1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|