|
|
|
|

Teny iditra1  elezina
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Ahahaka, aparitaka amin' ny toerana manodidina: Elezin' ny rivotra ny vovoka
Aparitaka, atao manerana ny toerana iray: Elezo amin' itỳ tsihy itỳ ny vary
Fototeny  4  ely
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9  elezina, ielezan, nieleza

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21