|
|
|
|

Teny iditra 1  empoina
Fototeny  2 empo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao mitsonika amin' ny fitanehana na fampitaninana andro na afo: Empoina ny metaly vao azo tefena [1.1]

Fivaditsoratra  9 anempoy, empoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19