| Teny iditra | 1 empo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
21 Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany
[1.1] 22 tsonika [1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
23 fusion
[1.13] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|