|
|
|
|

Teny iditra 1  endahana
Fototeny  2 endaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby?
9 Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qui on écorche, qu'on dépouille [1.8]
Ohatra  12  Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony [1.437]
13  manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21