|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  endaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7  Fialana sarona na fono. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8  Action d'enlever l'écorce d'un arbre, d'écorcer. C'est un caractère dont les bûcherons malgaches tiennent le plus grand compte pour la reconnaissance des diverses essences. [1.196]
Ohatra  9  Tsinontsinoko velively ilay zazalahy kely endaka, inona ny antony niarovako azy? [1.369#]
10  kanjo tsy izany fa olona kely endaka sy manify dia manify, ka tsy mifanentana amin'ny haben'ny lohany velively ny hakelin'ny vatany. [2.588#]

Teny iditra (2/2)11  endaka
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry: ahitra
Fanazavàna teny frantsay  14  Herbe très dure dont on fait des balais, des brosses. Elle pousse sur les dykes granitiques et il faut l'arracher du rocher par plaques à la manière d'une écorce : Xerophyta sp. (Velloziaceae). [Betsileo] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  16  akenda, dekana, denaka, endaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/13