|
|
|
|

Teny iditra 1  endahina
Fototeny  2 endaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  nendahiny daholo ny hoditra rehetra, tsy nisy [1.508]
8  nendahin' ireo mpiambina ny manda ny lambako [2.996#26.5.7]
9  endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo [2.117#121]
10  Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray [2.472#21]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19