| Teny iditra | 1 endasina |
| Fototeny | 2 endy |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny anglisy |
8 to be fried
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 qu'on fait frire
[1.3#125, 1.8] 10 qu'on rôtit, qu'on grille, qu'on torréfie [1.3#125] |
| Ohatra |
11 Raha endasina aho dia azo anaovana kafe.
[2.117#107]
12 Lasa izahay ankizy mankeny Ambohbary mianika rotra, manintsana voangory be avy teny amin' ny sampana izay entina endasina hihinanam-bary. [2.356#14] |
| Tsipelina hafa | 13 endazina |
| Fikambanana | 14 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe endasina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|