|
|
|
|

Teny iditra 1  endy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  14 Fandrahoan-kanina maina tsy misy rano fa asiana menaka: Tsara endy ve ny hena, rankizy? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 anything fried [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16 friture, grillade [1.3#125, 1.8]
17 rôti, torréfaction [1.3]
Ohatra  18  Hanina mantamanta rehefa avy nafanafanaina, atao lamolety, ahandroina amin' akorany, vakina fotsiny dia atao endy manta-manta. [2.332#8]
Voambolana  19  Toe-karena: hanina
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe endy
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21