| Teny iditra | 1 entanina |
| Fototeny | 2 entana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 aingaina, bataina
9 hetsehina tampotampoka [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 qu'on soulève, qu’on transporte
11 que la joie ou la peur fait tressaillir, saisi de douleur [1.3] |
| Ohatra |
12 noentaniny mbola tsy ritra ny vary
[1.1]
13 noentanin' ny hambompo izy ka nahavita zavatra tsy nampoizina [1.1] 14 tsy azoko entanina io vata io (je ne puis pas soulever cette caisse) [1.3#127] 15 nentanin' ny hafaliana ny foko (mon coeur tressaillit de joie) [1.3#127] 16 nentanin'ny tahotra aho (je tressaillis de peur) [1.3#127] 17 nentanin' ny alahelo aho, raha nandre ny raiko maty (j’ai été saisi de douleur en apprenant la mort de mon père) [1.3#127] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe entanina |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|