|
|
|
|

Teny iditra1  entano
Fototeny  2  entana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana entanina
Ohatra  4  entano eto ny vilany (transportez ici la marmite) [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  entano, ontane, tenona, tonena

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31