Teny iditra entim-pahazarana
Singan-teny entina ; fahazarana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny [1.1]
Ohatra Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana. [2.470]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11