|
|
|
|

Teny iditra1  eranky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray eranky na hoe voantondro iray [1.1]
Tovy hevitra  4  anky

Fivaditsoratra  5  an-kery, eranky, kareñy, rekany

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31