|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  anky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.10#A309] tranainy kokoa noho ny anky
4  [1.1] Halavan-drefy kely indrindra, mitovy amin' ny haben' ny ankibe iray, izay atao hoe iray anky na eranky na hoe voantondro iray
Fanazavàna teny frantsay  5  [2.415] La largeur d' un doigt
Ohatra  6  Izao avy àry ny fìlazana ny refy miankina amin' ny anky. [2.436#]
Voambolana  7  Toerana
Sampanteny 
8  Matoantenin' ny mpanao :
Tsipelina hafa  9  ankihy
Tovy hevitra  10  eranky, voantondro
Kamban-teny 

Teny iditra (2/4)13  anky
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.78] [Bezanozano] tondro, ankibe (rantsana)
Voambolana  16  Haiaina
Kamban-teny 

Teny iditra (3/4)21  anky
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23  [1.68] [Vezo] Action d'appuyer, appui, charge, responsable, soutien--> katsiry, koboke, rampe, tinjy, toha
Sampanteny 
24  Matoantenin' ny mpanao :
25  Matoantenin' ny iharana :
26  Anarana :
27  Mpamaritra :

Teny iditra (4/4)28  anky
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny frantsay  30  [1.196] Crotalaria ibityensis R. Vig. & Humbert (Fabaceae). Voir angeafotsy. [Bara]
Voambolana  31  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  33  anky, kina

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/03