|
|
|
|

Teny iditra 1  esoina
Fototeny  2 eso
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tebahina, atao tsinontsinona: Matetika esoin' ny mpanankarenany mahantra
9 Harabina, vazivazina, ihomehezana: Tsy handalo eo intsony aho, hoy ilay mandringa, fa esoin' ireo ankizy ireo ataony hoe / Raha mandringa daholo ny tongotrao roa, dia ho toy ny an' ny olondrehetra ihany ny fandehanao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be scorned, to be mocked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 dont on se moque, qu'on raille [1.8]

Fivaditsoratra  12 anesoy, esoina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19