|
|
|
|

Teny iditra 1  eso
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  16 Fanaovana tsinontsinona, fanamavoana: Tsy tantiko ny eson' ny mpanankarena ka aleoko mitokantokana atỳ ambanivohitra
17 Fanarabiana, famazivaziana, dokadoka hamazivaziana, ihomehezana: Isaky ny mandalo ilay mandringa dia matin' ny eson' ny zanakao amin' ny farahehy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  18 scorn, mockery [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  19 mépris, moquerie, raillerie [1.3]
Ohatra  20  Niala teny amin' ny endriny ny eso, fa toa nanganohano aza no fijeriko ny tavany. [2.471#26]
Voambolana  21  Ontam-po
Mpanahaka  22  famazivaziana, 23  famosobosorana., 24  famotsifotsiana, 25  fanatsizarizariana, 26  fanazimbana, 27  fanebahana, 28  haraby, 29  Tebaka, 30  vosobosotra, 31  zimba
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  eso, 33 Soe

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22