Teny iditra eto ho eto
Singan-teny eto ; ho
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28