Teny iditra |
eto
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | Milaza toerana tokana eo amin' ny misy ny tena mihitsy, mifamaly amin' ny ato raha tsy taza-maso, ary mifanohitra amin' ny ety kosa, fampiasa raha toerana malalaka no lazaina: Mijanona eto an-trano ianao. (Mipetraha ato an' efitra atsimo. / Mahafinaritra ny monina etỳ ambanivohitra). Momba ny fiverenany indroa sy ny milaza ny lasa, jereo eo
[1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Ici [1.3, 1.5]
|
| Dans l'endroit où on se trouve [1.3]
|
| Là [1.5]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
eto |
Ny lasa : |
teto |
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Mpanahaka |
etỳ ~
eto ~
eo ~
etsy ~
eny ~
eroa ~
erỳ |
|
atỳ ~
ato ~
ao ~
atsy ~
any ~
aroa ~
arỳ |
|