|
|
|
|

Teny iditra 1  ezahina
Fototeny  2 ezaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Henjanina; hinjirina: Ezaho ny sandrinao; ezaho ny mahazaka
9 Atao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Noezahiny ny toto variny ka tsy ampy toy inona dia fotsy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be done with energy and determination [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait avec ardeur [1.8]

Fivaditsoratra  ezahina, 12 hezaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19