|
|
|
|

Teny iditra1  ezaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fanaovana ny faran' ny azo atao: Manao an' ezaka Rangahy io rehefa miasa
9  Fikelezana aina, fikirizana: Tsy ampy ezaka ilay zazalahy ka tsy nahavikina ny hady
10  Halaviran-dalana antonintoniny: Lavitra ezaha ihany hatreto ka hatrery am-body paiso. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11  a serious effort [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12  course [1.3#133, 1.5]
13  tension [1.3#133, 1.5]
14  ce mot s'applique à tout acte moral ou physique fait avec effort, élan, entrain, application, violence, contrainte [1.3#133]
15  effort [1.8, 1.5]
16  entrain [1.8]
Ohatra  17  Lavitra ezaka hatreto sy hatrany (Il y a une bonne trotte d'ici là) [1.3]
18  Hanao ezaka araka izay vitantsika. [2.472]
19  Taza-maso ny ezaka nataony hanafina ny alahelony tamin'ny vazivazy, ka nisy nenina nisoko tao am-poko. [2.583]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  22  akeza, ezaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24