Teny iditra | 1 FAAK |
Sokajin-teny | 2 anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [3.1] Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin’ny Kolikoly |
Ohatra |
4 Mba hahafahana miady bebe kokoa amin' ny kolikoly àry dia notapahin' ny Filoham-pirenena fa atsangana ny Filan-kevitra Ambony momba ny Ady amin' ny Kolikoly (faak) Rafitra miankina mivantana amin' ny Fiadidiana ny Repoblika ny faak. [4.27#] |
Fivaditsoratra | 5 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |