|
|
|
|

Teny iditra 1  fadifadina
Fototeny  2 fadifady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Raha vady fanambady ihany izahay dia vadio fa raha vady tsy fanambady kosa dia fadio nefa aza dia fadifadina loatra izahay fa ny olona eto an-tanana ihany no ao am-bavahady ary ny randram-bao mahataitra [2.131]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19