|
|
|
|

Teny iditra 1  fadifady
Fototeny  2 fady
Sokajin-teny  3  anarana na mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Fanazavàna teny anglisy  6 indecorous, impudent, indulging in indelicate remarks. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 [duplicatif fréquentatif] [1.3#135]
Ohatra  8  Nanangana fadifady izy, ka ireny dia fefy nataony hifanasoana sy hifanajana. [2.245#11]
9  Jereo izy fa tsy mba sahy mankahaha-javatra izay, mora fay ary be fadifady: sao hono maty maina eo! [2.296#45]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fadifady

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19