|
|
|
|

Teny iditra 1  fadina
Fototeny  2 fady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza ny zavatra tsy hanina noho ny antony samihafa na atao an-tsitrapo: Fadio ny trondro fa tsy mahasalama anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be abstained from, to be refrained from. [1.2]
10 to be tabooed, to be avoided [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 dont on s'abstient [1.3#134, 1.8]
12 dont on ne mange pas, qu'on ne fait pas [1.3#134]
Ohatra  13  fadina ny mandeha anaty arabe. [2.117#]
14  Ny olona ho ela amin'ny tany ary ny tany ho ela amin'ny olona, ny tsena eo Amboanana tsy ho azontsika fadina. [2.588#]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fadina

Fivaditsoratra  16 andafy, fadina, 17 fanady, 18 fanday, 19 fandia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19