Teny iditra | 1 fadiny |
Sokajin-teny | 2 anarana fady sy mpisolo |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Izay rehetra ao anatin' ny biby vonoina, toy ny omby, kisoa..., ivelan' ny hena sy ny taolana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [ny, suffix pronoun.] Entrails, bowels, viscera. [1.2] |
Ohatra |
5 Ny tongony sy ny fadiny omeo ny bozaka aman' ahitra. [2.293#] 6 Izay andro tiany hofadina no fadiny, fa izaho tsy manao lalàna aminy. [2.649#] |
Fivaditsoratra | 7 fadiny, fanidy, finday |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/16 |