Teny iditra | fafy ra | |
Singan-teny | fafy ; ra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Famafazana amin' ny olona ram-biby natao sorona mba hatao tsodrano [1.1] | |
Tovy hevitra | fafy rano | |
Fivaditsoratra | fafira, fafy ra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |