Teny iditra | 1 fafy rano |
Singan-teny | 2 fafy, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.78] [Tambahoaka, Taimoro, Taisaka, Tanala]
[fafirano] tsodrano 5 [1.1][fafirano] Tsodrano 6 [1.1] Famafazana amin' ny olona rano tsotra mba hatao tsodrano |
Tovy hevitra | 7 fafy ra |
Fivaditsoratra | 8 fafirano, fafy rano, fiforana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |