Teny iditra | fahakingana (kinga) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny olona kinga, mailaka, mahay amin' ny ataony: Nampiseho fahakingana lehibe izy tamin' izany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Cleverness, quickness [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Habileté, adresse [1.8] | |
Ohatra | Varotra sy fialam-bola no ifanaovany amin' ireo ary fahakingana sy fanekena azy amin' ny asa mafy kosa no ilainy amin' ny mpiasany.
[2.470] | |
Tovy hevitra | fahakinga ~ hakinga | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |