|
|
|
|

Teny iditra 1  fahalavoana
Fototeny  2 lavo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Hatramin' ny niarenako tamin' ny fahalavoako ka mandra-pandehako, dia nanatrika teo izy, nefa tsy niteny tsy nivolana. [2.4#86]
7  Niantarafoka: lavo mafy ka andrenesana feo manakoako ilay fahalavoana. [2.245#49]
8  Ilay voa, notsoahana teo amin' ny fahalavoana mbola tsy simba: indro ao ihany. [2.499#100]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21