Teny iditra | 1 fahalemana |
Fototeny | 2 alina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1#406] Tsy fananana ahiahy ny mpangalatra (mandritra ny sakafo hariva) 5 [2.508#] |
Ohatra |
6 Fanjakana matanjaka sy mandry fahalemana no navelany nolovan-janany. [2.508#] 7 Mandria fehizay, mandria fahalemana, fa tsy misy tahotra intsony: fa ahy ny tany sy [2.298#] |
Tovy hevitra | 8 halemana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 analefaham, fahalemana, manalefaha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |