|
|
|
|

Teny iditra 1  fahamamiana
Fototeny  2 mamy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Vao mainka nampitombo ny fahamamian-koditr' izy mivady izany, ary nahataomany olona maro hanaraka ilay lalan' ny fibebahana nahazoany vonjy tamin' i Jesosy Tompo. [2.499#101]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19