|
|
|
|

Teny iditra 1  fahamendrehana
Fototeny  2 endrika
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny frantsay  6 la beauté, la dignité, la convenance, le mérite [1.3#126]
7 éthique [1.66.fr#377]
Ohatra  8  Mitovy fahamendrehana eo anivon' ny mpiara-belona ny olom-pirenena. [2.114#14]
9  Koa na tsy ho manamboninahitra amin' ny grady aza ialahy, dia ho manamboninahitra amin' ny fahamendrehana. [2.643#196]
10  Ary aoka ny fahaiza-miasa sy fahamendrehana manoloana ny kolikoly tsy ananana ahiahy mihitsy no hasehon' ireo vondron' asa roa ireo. [4.27]
Voambolana  11  Filôzôfia
Tovy hevitra  12 hamendrehana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22