Teny iditra (1/2) | 1 fahandro |
Fototeny | 2 handro |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra? Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao |
Ohabolana | 5 Ohabolana misy io teny fahandro io |
Teny iditra (2/2) | 6 fahandro |
Fototeny | 7 handro |
Sokajin-teny | 8 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia |
Fivaditsoratra | 10 fahandro, fandraho, hafandro, hafondra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |