Teny iditra handro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamasahana sakafo, fitanehana
Hamasaka, hamasahana: Tsy tsara handro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The cooking of food [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cuisson [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Teny iditra handro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Fiampofoana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Action de mettre devant soi, sur ses cuisses [1.82]
Sampanteny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31