Teny iditra | fahan-tenany | |
Singan-teny | fahana ; tena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny lamba izay karazana iray ihany ny tenany sy ny fahany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [tenany, itself.] A cloth in which warp and weft are of the same material. [1.2] | |
Fivaditsoratra | fahan-tenany, fehin-tanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |