| Teny iditra (1/2) | 1 tena |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
7 [Antesaka] vatana
[1.78] 8 Ilazana ny olona raha miteny momba azy ihany na manao asa ho azy ihany izy: Mihevi-tena ho tapi-pahaizana Rangahy io ~ Namono tena, hono, Rabe ~ Tsy naniraka olona izy fa ny tenany mihitsy no tonga 9 Ny vatana: Mararirary be ihany ny tenako rehetra 10 Ny maha-izy ny zavatra iray; ny votoatin-javatra iray: Azo sarahina roa ny tenan' ny rano [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 the self; the very thing; the body
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 soi-même; le corps; la chose même
[1.8] |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 115 misy ny teny hoe tena |
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Teny iditra (2/2) | 15 tena |
| Sokajin-teny | 16 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Tokoa, marina, mihitsy: Tena volamena ity fa tsy ankosotra akory
[1.1] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tena |
| Fivaditsoratra | 19 enta, 20 tane, tañe, tena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19 |
|