|
|
|
|

Teny iditra 1  faharavoravoana
Fototeny  2 ravoravo
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Fa ny faharavoravoam-po dia fanasana mandrakariva. [2.996]
7  ny ira-dRanavalomanjaka no nandefa tafondro 26 vava, fifaliana sy faharavoravoana amin'i Sied Sied [2.366#162]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19