|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  ravoravo
Fototeny  2 ravo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza ny olona miseho ety ivelany ny hafaliany; miramirana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 exultant [1.2]
7 joyous, happy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 heureux, joyeux [1.8]
Ohatra  9  A, ravoravo olo jiaby : "Nahavita e, nahavita! [2.150#168]
10  Dia misaotra anao, ry Trimo, hoy ny Andriana ravoravo; [2.1022#]
Tovy hevitra  11 ravo
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ravoravo

Teny iditra (2/3) 13  ravoravo
Fototeny  14 ravo
Sokajin-teny  15  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  17 Tany fotsy fandalorana, izay fantatra koa amin' ny anarana hoe taniravo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  18 terre blanche qui sert à blanchir les maisons [1.3#548]
Tovy hevitra  19 taniravo
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe ravoravo

Teny iditra (3/3) 21  ravoravo
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny malagasy  23 [Tanala] karazam-borona mpanaraka ny farimaso [1.78]
Voambolana  24  Haibiby: vorona

Fivaditsoratra  ravoravo, 25 rovarova, 26 voravora

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22