Teny iditra | 1 faharerahana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] épuisement, découragement, pauvreté |
Ohatra |
5 [2.470] Asa, Reniny, na noho ny asa, na noho ny faharerahana efa hoavy. 6 [2.324] Tao anatin'ny andro vitsivitsy dia toy ny sery sy faharerahana ihany ny aretina, nefa nony tapitra ny andro herinandro dia nandroso nihamafy. |
Fototeny | 7 reraka |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |