Teny iditra | 1 faharisarisana |
Fototeny | 2 risarisa |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Voambolana |
4 Fahasalamana |
Fanazavàna teny malagasy |
5 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 l'indisposition, la maladie [1.3#537] |
Ohatra |
7 fa ny fihinanan-doatra mitarazo faharisarisana [2.996#28.37.30] 8 ... izay miafara hatramin' ny faharisarisana na fahaverezan' ny fiandrianam-pirenena. [4.27] |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |