Teny iditra | 1 fahatelobe |
Singan-teny | 2 fahatelo, be |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Laharana fahatelo amin' ny sikidy 5 Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny hahalany ny harenan' ny havany [1.1] |
Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny fahatelobe io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08 |