|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 sikidy
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Fahaizana mampahalala ny ho avy na manazava ny antony nisian-javatra iray amin' ny alalan' ny fandaharana voan-tsaramaso na voan-kily, izay sarotra dia sarotra ho an' ny tsy niofana amin' izany. Misy karazany roa ny sikidy, dia ny sikidy joria ary ny sikidy alanana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4the rite of divination. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5cléromancie : le sikidy, appelé sikily en dialecte côtier, est l'art divinatoire par excellence. Son nom est dérivé de l'arabe "shikl" qui signifie figure de géomancie.. [2.74]
6rite de divination. [1.8]
7Art de la divination par la disposition des graines. Sur la pratique du sikidy, on peut consulter Tantaran'ny Andriana, Traduction française de l'Académie Malgache, Tome 1er, p. 157-170 (1974). [1.196]
8sept noms se rencontrent à la fois dans le vintana et le sikidy: adalo, adimizana, alahasaty, alakaosy, alakarabo, alohotsy,asombola. [3.1]
Ohatra  9 Tsy misy natao akoho sikidy tsy hambanam-by. [2.69#]
10 Tamin' ny Vazimba, hono, no niandohan' ny sikidy. [1.437#]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  16 Finoana
Tsipelina hafa  17sikily
Mpanahaka  18 adibijady, 19 adikasajy, 20 adinkisa, 21 aditsimay, 22 ajale, 23 akabo, 24 alaizany, 25 alanana, 26 aliziny, 27 asoralahy, 28 asoravavy, 29 dovy, 30 fahasivy, 31 fahatelo, 32 fahatelobe, 33 fahavalo, 34 filana, 35 fohafoha, 36 jama, 37 joria, 38 molahidy, 39 odovy, 40 ontany, 41 safaray, 42 saily, 43 sorota, 44 sorota, 45 tale, 46 vontsira
Kamban-teny rehetra  47Fikambanana 7 amin' io teny io
Ohabolana  48 Ohabolana misy io teny io
Teny nalaina  49 Soratra misy io teny io
Lahatsoratra  50Randzavola: sikidy ao amin' ny Baiboly
Lahatsoratra  51
   
A V A R A T R A
 
 
A
N
D
R
E
F
A
N
A

A
T
S
I
N
A
N
A
N
A
 
A T S I M O
   


Teny iditra (2/4)52 sikidy
Sokajin-teny  53 anarana
Fanazavàna teny frantsay  54Nom des graines utilisées par le mpisikidy et, par extension des espèces qui les produisent. Le plus souvent Entada chrysostachys (Benth.) Drake (Fabaceae). Les graines sont également portées comme talisman censé conjurer les mauvais sorts. [Betsileo, Merina] [1.196]
Voambolana  55 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/4)56 sikidy
Sokajin-teny  57 anarana
Fanazavàna teny frantsay  58Nom donné aux amulettes et talismans fournis, à titre payant ou gratuit, par un mpisikidy. [1.196]
Voambolana  59 Finoana

Teny iditra (4/4)60 sikidy
Sokajin-teny  61 anarana
Fanazavàna teny frantsay  62Nom donné au borona ; quand on l'emploie comme remède vétérinaire et non pour soigner les humains. Le changement de nom est considéré comme nécessaire pour maintenir les vertus de la plante.. [Betsileo] [1.196]
Voambolana  63 Haizavamaniry 64 Haibiby: fitsaboina momba ny biby

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02