|
|
|
|

Teny iditra1  fahatelobe
Singan-teny  2  fahatelo, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Laharana fahatelo amin' ny sikidy
5  Havana mpandroba, izany hoe tsy mikendry afa-tsy ny hahalany ny harenan' ny havany [1.1]
Mpanahaka  6  siKIdy

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/08