|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatezerana
Fototeny  2 tezitra
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fihetseham-po mitroatra tampoka vokatry ny fo sendaotra tsy voatsindry sy ny saina tsy mieritreritra ka tsy afaka intsony handanjalanja izay tokony hatao
7 Tsy fahafaliana amin' olona iray, izay mety hitarika hamely azy; hasosorana; havinirana: Ny fahatezerana, hono, hadalana miserana
8 Mirehitry ny hatezerana, misafoaka, misamontotra, mifoaka, mitroatra, mifoaba [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 anger [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 la colère [1.3]
11 colère [1.8]
Ohatra  12  fahatezerana sahala amin' ny nanamaivana azy anefa iny. [2.472#137]
13  dia atao ny hoe fahatezerana ny Kelimalaza avokoa izany rehetra izany. [2.48#198]
Voambolana  14  Ontam-po
Tovy hevitra  15 hatezerana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  17 Randzavola: fahatezerana ao amin' ny Baiboly

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22