|
|
|
|

Teny iditra 1  tezitra
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  18 Tsy faly amin' ny olona iray ka hetsehim-po hamely azy: Tezitra taminy ny rainy ka saika voafelaka izy ~ Tezitra noho ny hakamoanao ny mpampianatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  19 angry [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 fâché, en colère [1.8]
Ohatra  21  Samy tezitra izy roa lahy. [2.472#54]
22  tezitra ny anadahin-drenin' ireo zaza. [2.606#191]
Voambolana  23  Ontam-po
Mpanahaka  24  entim-po, 25  gaigy, 26  hendratra, 27  hendratra dia hendratra, 28  henjan-kozatra, 29  letra, 30  liandra, 31  lomodomotra, 32  lotika, 33  madiky, 34  maimbo ra, 35  malonilony, 36  manangam-bovona, 37  manao farateny, 38  mandongilongy, 39  mandrivana, 40  mandroatra, 41  mena, 42  miafokafoka, 43  miafonafona, 44  miala vonkina, 45  miefonefona, 46  miempo fo, 47  mifongofongo, 48  mifotroaka, 49  mihidy vazana, 50  mihifika, 51  mikafankafana, 52  mikafara, 53  mikintona, 54  mikitakita, 55  mikitoka, 56  milondolondo, 57  mimonjomonjo, 58  mimonjotra, 59  mionjononjona, 60  miotinotina, 61  mirintona, 62  misafoaka, 63  misafotofoto vorim-bava, 64  misamboaravoara, 65  misamontotra, 66  misarongatra, 67  misondro-dra, 68  mitafoaka, 69  mitrafana, 70  mitrifana, 71  mitroatra, 72  mivandravandra, 73  mivindavinda, 74  mivindina, 75  miviniviny, 76  mivoaramena, 77  monjotra, 78  montotra, 79  romotra, 80  sendaotra, 81  somalondo, 82  Sosotra, 83  tafintohina, 84  tera-mena, 85  tohina, 86  tonga fofona ohatra ny ronono mandroatra, 87  vinitra
Fikambanana  88  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tezitra
Ohabolana  89  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22