|
|
|
|

Teny iditra 1  fahatondrahana
Fototeny  2 tondraka
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Tsotra :
5  Tovonana :
Ohatra  6  Marina, fa amin' ny fahatondrahan' ny rano be, dia tsy hahatratra azy izany. [2.996]
7  Miankina amin'io fahatondrahana io izany ny fandehan'ny fambolena sy ny fihetsiky ny mponina. [2.606#55]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19